| Entry | 1 tsy miroa fo |
| Elementary words | 2 miroa, 3 fo |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony [1.1] |
| Examples |
6 Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany.
[2.895]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|